Entry | fivantanana (vantana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan' ilay olona nankeo amiko, nefa tsy fantany velively aho Fandehanana tsy misy mitana: Ny fivantanan' ilay fiarakodia teo amin' ny fidinana no nahabe ny maty Fitenenana tsy misy fitsimbintsimbinana:Tsy azoazoko ny fivantonan' ny tenin-dRangahy iny Toerana faleha avy hatrany: Itỳ no trano fivantananay rehefa miakatra [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |