Entry | 1 fitsipika |
Root | 2 tsipika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako 5 Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ 6 Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondrantenany [1.1] |
Explanations in English |
7 a principle, a rule or regulation [1.7] |
Explanations in French |
8 Ce qu’on peut rayer, manière de rayer, la règle 9 Figuré: règle de conduite, règle de foi [1.3#783] 10 règle, règlement [1.8, 1.13] 11 principe [1.8] |
Examples |
12 Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity; [2.332] 13 Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny. [1.320] |
Compound words |
|
Titles |
|
Anagrams | 21 fipitsika, fitsipika |
Updated on 2023/05/19 |