Entry fitsikarakara (tsikarakara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20