Entry fitsidihana (tsidika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha
Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona
Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [1.1]

Updated on 2023/01/20