Entry fitsantsanana (tsantsana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona
Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany [1.1]

Updated on 2023/01/20