Entry fitsamontsamona (tsamontsamona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana [1.1]

Updated on 2023/01/05