Entry (1/2) | 1 fitsako (tsako) |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby [1.1] 4 Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako [1.1] |
Entry (2/2) | 5 fitsako |
Part of speech | 6 noun |
Vocabulary |
7 Botany |
Explanations in French |
8 (de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac). Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). [1.196] |
Scientific name |
|
Anagrams | 10 fikatso, fitsako, fitsoka |
Updated on 2023/01/20 |