|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsakana
Root  2  tsaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Synonyms  5  fitsaka

Entry (2/2)6  fitsakana
Root  7  tsaka
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1]

Anagrams  10  afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka

Updated on 2022/04/17