Entry | fitsaboana (tsabo) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] | ||||
Explanations in English | Medical care and nursing [1.7] | ||||
Explanations in French | Soins médicaux [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Health | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/09/10 |
![]() |