|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitoriana (tory)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1]

Entry (2/4)4  fitoriana (tory)
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1]

Entry (3/4)7  fitoriana (tory)
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1]

Entry (4/4)10  fitoriana (tory)
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1]
Explanations in English  13  an accusation [1.7]
Explanations in French  14  celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3]
15  accusation [1.8]

Anagrams  16  firiotana, fitoriana

Updated on 2020/07/31