Entry (1/2) | 1 fitokiana |
Root | 2 toky |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava 5 Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny 6 Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [1.1] |
Entry (2/2) | 7 fitokiana |
Root | 8 toky |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Famosaviana, famorehana [1.1] |
Anagrams | 11 fitaonika, fitokiana, taifinoka |
Updated on 2020/07/31 |