Entry fitokanan-trano
Elementary words fitokanana ; trano
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny [1.1]
Examples Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649]

Updated on 2023/08/24