|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitokana (toka)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [1.1]

Entry (2/2)4  fitokana (tokana)
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy [1.1]

Anagrams  7  fiantoka, fikatona, fikotana, fitakona, fitokana, fitonàka

Updated on 2023/01/20