|
|
|
|

Entry1  fitoerana (toetra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fipetrahan' ny zavatra iray, ny misy (ny zavatra iray voalaza) andavanandro: Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy
4  Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama
5  Toerana: Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo
6  Toerana omby hipetrahana: Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy
7  Zavatra ametrahan-javatra hafa: Fitoeran-dranomainty [1.1]
Explanations in English  8  a place, a location [1.7]
Explanations in French  9  endroit, place [1.8]
10  emplacement, position, siège [1.13]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word fitoerana

Anagrams  13  aretin' afo, fierotana, fioretana, fitoerana, iforetana, ifoterana, irefotana

Updated on 2023/01/20