Entry | 1 fitia (tia) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Emotions |
Explanations in Malagasy | 4 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika 5 Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io 6 Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1] |
Explanations in French | 7 l'affection [1.3]8 amour [1.5] |
Examples |
9 hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word fitia |
Anagrams | 19 fiita, fitia |
Updated on 2023/05/20 |