Entry | 1 fitarikandro |
Root | 2 tarika |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Astronomy |
Explanations in Malagasy |
5 Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). [1.1] |
Explanations in English |
6 [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. [1.2] |
Explanations in French |
7 étoile du matin: la planète Vénus [1.3] |
Synonyms | 8 vadim-bolana |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fitarikandro |
Anagrams | 10 fitarikandro, tafakirindro |
Updated on 2020/07/31 |