Entry fitanilana (tanila)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fijoroana na fipetrahana tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Manatrika no mahatsara ny sarin'ny sasany; ny fitantana kosa ho an'ny sasany. [1.1]

Updated on 2023/01/20