|
|
|
|

Entry 1  fitanika
Root  2 tanika
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny fitanika menaka.
7 Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. [1.1]

Anagrams  8 finitaka, fitanika, 9 tinafika

Updated on 2026/04/19