Entry fitangoronana (tangorona (horona))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika. [1.1]
Explanations in French L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause [1.3]

Updated on 2023/02/17