|
|
|
|

Entry1  fitafiana
Root  2  tafy
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  5  Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
6  Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1]
Explanations in English  7  clothing [1.7]
Explanations in French  8  vêtements [1.8]
Examples  9  Isaky ny tafiditra dia nanova fitafiana. [2.113#]
10  toy ny fitafiana ny taratasy afono boky. [2.442#]
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word fitafiana
Article  13  Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2022/07/30