Entry | 1 fisoloana |
Root | 2 solo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana ny asan' ny..., fitanana ny toeran' ny...: Ianao no nahatonga ny mpiasako handeha ka ionao no tompon' andraikitra amin' ny fisoloana azy [1.1] |
Explanations in French |
5 L'action de remplacer, le remplacement, le motif [1.3#623] |
Examples |
6 Izany no nanery anay tsy hihambahamba hisahana ny momba ny fisoloana tena sy ny fandraisana anjara ho anisan' ny zo fototra. [1.369#] 7 Nihasarotra dia nihasarotra tokoa ny fiainan' I Dada hahazoam-bola : asa tany, fanaovan-trano miaraka amin' ny olona, famakiana hazo hatao kitay, fisoloana olona voatendry amin' izao na iroa. [2.472#159] |
Anagrams | 8 fisoloana, ilofosana |
Updated on 2023/01/20 |