Entry | fisiahana (siaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |