|
|
|
|

Entry 1  fisehosehoana
Root  2 sehoseho
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Adalam-bola sy tia fisehosehoana " : izany no amintinan' ny mpanoratra ny toetran' izy mivady. [2.314#]
7  Ny teraka alahamady alatsinainy na raharaha atomboka amin' io andro io, dia mandany tahiry noho io andro io be rehaka sy fisehosehoana. [1.381#]

Updated on 2026/04/19