Entry | 1 fiseho (seho) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Toetran' ny zavatra miseho, fomba itrangan' ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon' ny aretina ny fitsaboan' ny dokotera [1.1] |
Explanations in French | 4 Manière d’apparaître [1.3#595] |
Examples |
5 Tsy hita loatra izay antony hanaovana fanambadiana be fiseho. [2.4#] 6 Lehilahy zokiko izy io raha amin' ny taona, mavesa-pijery ary matotra fiseho. [2.472#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |