Entry | 1 fisavoana |
Root | 2 savoana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra misavoana na miakatra ambony eny amin' ny habakabaka, misondrotra, midangana. Matetika koa anefa ny hoe "fisavoana" no fampiasa amin' ny hevitra hoe "fisavoanana": a) fiakarana eny amin' ny habakabaka: Ny fisavoanan' ny baolina; b) fisondrotana, fidanganana: Tsy hay lazaina ny fisavoanan' ny vidin-javatra ankehitriny; d) fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy: Asa na izaho no tsy nahazo ny fisavoanan' ny heviny no dia efa tsy anerany! |
Anagrams | 5 fiavosana, fisavoana, fivoasana, voafisana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |