Entry | 1 fisaonana |
Root | 2 saona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana 5 Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [1.1] |
Explanations in English |
6 mourning [1.7] |
Explanations in French |
7 deuil [1.8] |
Examples |
8 ary ny fisaonana dia tsy misy. [2.857#] 9 Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. [2.472#] |
Article |
10 Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 11 anofisana, fanasonia, fisaonana |
Updated on 2023/01/20 |