Entry | fisamahana (samaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fivakiana misaraka roa: Mora tapahina io hazo io noho ny fisamahany Fisahanana (raharaha maro): Tsy misy fotoana hipetrahany mihitsy noho ny fisamahany manao an' itsy manao an' iroa [1.1] | |
Anagrams | famisahana, fisamahana, hamafisana, mifañasaha |
Updated on 2023/01/20 |