Entry firesaresa (resaresa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina miresaresa, toetran' ny olona miresaresa, izany hoe mandeha miadana, miretareta toy ny tsy afaka mamindra [1.1]
Explanations in French Manière de traîner [1.3]

Updated on 2023/01/20