|
|
|
|

Entry firana
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy Tsara bika, mitsoroaka [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 

Entry firana (fitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Fafana, esorina amin' ny vorodamba, taratasy... ny diky: Firo io zaza io ~ Tokony hofirana itỳ loto itỳ [1.1]
Explanations in English To be wiped [1.2]
Explanations in French Qu'on essuie [1.3]
Morphology 
Present : firana, firako, firanao, firany, firantsika, firanay, firanareo, firan', firan-, firam-, fira-
Past : nofirana, nofirako, nofiranao, nofirany, nofirantsika, nofiranay, nofiranareo, nofiran', nofiran-, nofiram-, nofira-
Future : hofirana, hofirako, hofiranao, hofirany, hofirantsika, hofiranay, hofiranareo, hofiran', hofiran-, hofiram-, hofira-
Imperative : firo

Entry firaña
Part of speech noun
Explanations in French Fary tapatapahina misompirana, tokony ho 10, 5 cm ny halavany [2.165]

Updated on 2021/04/25