|
|
|
|

Entry1  fiovana (ova)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo
4  Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao
5  Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1]
Explanations in French  6  l'action de changer [1.3#473]
7  modification, changement, mutation [1.13]
Examples  8  Tsy misy fiovana ny soratr'aretina na dia narahina an-tsakany sy an-davany aza ny tenin'ny dokotera sy ny fanafody nomeny [2.470]
9  Misy fiovana ny sain'olombelona [2.471]
10  Ny fiovana nisy dia momba anay mianakavy [2.472]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Compound words 

Anagrams  18  fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina

Updated on 2023/05/18