|
|
|
|

Entry 1  filoha
Root  2 loha
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1]
Explanations in English  7 the head, the director [1.7]
Explanations in French  8 chef, directeur [1.8]
Examples  9  Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha. [2.445#]
10  Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#]
11  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word filoha
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 filaho, filoha, 15 fôhaly, 16 folahy, 17 lafiho

Updated on 2026/04/21