Entry filesy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana ampiasaina hitorahana ny vorona hazaina indrindra, ka toy izao ny toetoetrany sy ny fampiasana azy: misy tady fingotra lavalava izay mifatotra na mizaitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely misabaka ny laniny roa avy, ary eo afovoany, misy hoditra ipetrahan' ny vato. Henjanina ilay tady fingotra, dia vahana ny tanana namihina ilay vato, ka mandroso amin' izay io, manaraka ny fingotra miverina, ary dia mitsoriaka manitsy ny zavatra kendrena [1.1]
Origin French: flèche.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31