Entry filerana (lerana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano
Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05