|
|
|
|

Entry 1  filantolanto
Root  2 lantolanto
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany. [2.5#34]
7  Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana; [2.529#109]

Updated on 2026/04/19