|
|
|
|

Entry1  filaminana
Root  2  lamina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano
5  Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany
6  Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika [1.1]
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word filaminana

Anagrams  9  familinana, filaminana, mifanalina

Updated on 2023/01/05