Entry fikohafana (kohaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra [1.1]
Explanations in French L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes [1.3]
Examples Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424]
Vocabulary 

Updated on 2024/02/02