Entry fikodedy (kodedy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1]
Synonyms fikodedika

Updated on 2023/01/05