Entry fikodadaka (kodadaka (dadaka))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona mikodadaka, izany hoe miteny haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana [1.1]
Explanations in French Manière de bredouiller [1.3]

Updated on 2023/02/28