Entry | 1 fikabariana |
Root | 2 kabary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho |
Explanations in French |
5 [1.3] L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu |
Examples |
6 Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana. [2.270#] 7 Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; [2.588#] 8 Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. [2.508#] |
Titles |
Illustrations |
|
Updated on 2025/02/05 |
![]() |