Entry | 1 fijinja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto |
Examples |
4 [2.996#] Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja. |
Root | 5 jinja |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |