Entry | fihotsahana (hotsaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fianjerana, firodanana noho ny fahavontosan-drano: Ndeha jereo, ry Ikoto, izany fihotsahan' ny tamboho izany [1.1] | |
Explanations in French | éboulement, glissement [1.13] | |
Updated on 2023/01/05 |