|
|
|
|

Entry1  fihobiana
Root  2  hoby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fiderana amin' ny akoram-pifaliana [1.1]
Explanations in French  5  L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances [1.3#256]
Examples  6  Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka. [1.437#]

Anagrams  7  fibohiana, fihiboana, fihobiana

Updated on 2023/10/20