|
|
|
|

Entry1  fihoarana
Root  2  hoatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandinganana: Fihoarana tamboho
5  Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1]
Explanations in French  6  L’action de dépasser, l’endroit [1.3#256]
7  dépassement [1.13]
Examples  8  ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12]
9  Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#]
Compound words 

Anagrams  11  afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, ifoharana, iharofana

Updated on 2023/01/09