Entry fihihirana (hihitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in French La ténacité, la constance [1.3]
Examples Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. [2.996]

Anagrams 

Updated on 2023/01/09