Entry fihiforana (hifotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahafenoana, fahatampenana, fahatsentsenana: Tsy azo asiana kavina ny sofinao noho ny fihiforan' ny tevika [1.1]

Updated on 2023/01/05