Entry | 1 fihetsika (hetsika) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany 4 Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [1.1] |
Explanations in French |
5 comportement, attitude, mobilité [1.13] |
Examples |
6 Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. [2.445#] 7 Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4#] 8 Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; [1.519#] |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fihetsika, fitsikeha |
Updated on 2023/06/27 |