|
|
|
|

Entry 1  fihetsehana
Root  2 hetsika
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
7 Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
8 Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1]
Explanations in French  9 mouvement, geste [1.13]
Examples  10  Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470#61]

Updated on 2026/04/19