Entry fihenjanana (henjana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady
Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra
Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny [1.1]
Explanations in French L'action de raidir, de tendre, l’instrument [1.3]
 Rigidité [1.13]
Examples Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo. [2.529]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20