Entry fihavanan > fihavanana (havana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza. Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana [1.62]
Explanations in English Blood relationship; friendship, comradeship [1.7]
Explanations in French Lien de parenté [1.54]
 Parenté de sang; amitié, bonnes relations [1.8]
Examples 
1Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana! [2.528]
2Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany. [2.606]
3Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay. [2.366]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 