Entry fihatahana (hataka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy
Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe [1.1]
Explanations in French écart [1.13]
Synonyms samaka
Compound words 

Updated on 2023/01/20